Entry | 1 vosobosotra |
Root | 2 vosotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny! Famazivaziana, hanihany, haraby |
Explanations in English |
5 [1.2#790] a joke, a jest |
Explanations in French |
6 [1.3#862] [duplicatif diminitif] |
Examples |
7 Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa [2.314#] |
Synonyms | 8 vosotra |
Updated on 2024/12/11 |