|
|
|
|

Entry1  votoaty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny
Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila.
Examples  4  Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. [2.4#27]
Vocabulary  5  Botany: (in general)
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :
Other spellings  8  votiaty
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word votoaty

Updated on 2024/12/12