Entry | 1 vozonana |
Root | 2 vozona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Raisina amin' ny vozony 5 Terena hanaiky: Tsy novozonana ianao nanao an' io, ka amin' izany tanteraho hatramin' ny farany [1.1] |
Explanations in English |
6 to be forced (taken by the neck) [1.7] |
Explanations in French |
7 qu’on saisit par le cou ; que l’on contraint [1.3] 8 qu'on force (en le tenant par le cou) [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 anovozan, nanovoza, vozonana |
Updated on 2023/01/20 |