Entry | 1 zahao |
Root | 2 zaha |
Part of speech | 3 imperative of passive verb zahàna [Full list] |
Examples |
4 zahao kely izao mandondòna izao [1.1] 5 zahao izany rainao naratra izany [1.1] 6 zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e! [1.1] 7 zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io [1.1] 8 zahao kely izay ataon’ ny mpiasa (Allez regarder, voir, examiner un peu ce que font les ouvriers) [1.3] 9 zahao kely izay ao anatin’ io taratasy io (Regardez, voyez, examinez un peu ce qu’il y a dans cette lettre) [1.3] 10 zahao kely ny tarehin’ io sary io (Considérez, examinez un peu la beauté de ce tableau) [1.3] 11 zahao kely ny reninao marary (Allez voir, visitez un peu votre mère malade) [1.3] 12 zahao ny ondry very (Allez chercher la brebis perdue) [1.3] 13 zahao ny heviny ny amin’ izany raharaha izany. Sondez sa pensée au sujet de cette affaire) [1.3] 14 zahao izany fanao izany raha mety. Essayez, éprouvez, expérimentez cette méthode, pour voir si elle est bonne) [1.3] |
Synonyms | 15 zahavo |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word zahao |
Anagrams | 17 ahazo, haoza, hazao, ohaza, zahao |
Updated on 2020/07/31 |