|
|
|
|

Entry1  zandary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antokon' olona sady manao raharaha-miaramila no miandraikitra koa ny fandriampahalemana sy ny filaminana toy ny polisy
Explanations in English  4  [1.7] a gendarme
Explanations in French  5  [1.8] gendarme
Examples  6  Nitsangana ny zandary roa lahy hamonjy an' I Bory. [2.472]

Anagrams  7  drazany, zandary

Updated on 2025/01/21