Entry | zanozano | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha [1.1] | ||
Vocabulary | Hairstyles | ||
Ethnonyms |
| ||
Entry | zanozano | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano [1.1] | ||
[Tanosy] Rantsankazo madinika atao kitay [1.78] | |||
Vocabulary | Botany: tree | ||
Updated on 2020/07/31 |