Entry | 1 zaraina |
Root | 2 zara |
Part of speech | 3 passive verb |
Vocabulary |
4 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy |
5 Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena 6 Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo 7 Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto 8 Didiana: Zarao efatra ity paoma ity [1.1] |
Explanations in English |
9 to be distributed, to be divided [1.7] |
Explanations in French |
10 qu'on partage, qu'on divise [1.8] 11 dividende [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word zaraina |
Anagrams | 18 azarina, izarana, zairana, zaraina |
Updated on 2023/01/20 |