|
|
|
|

Entry1  zatovovavy
Elementary words  2  zatovo, vavy
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  a young woman [1.7]
Explanations in French  5  jeune fille [1.8]
Examples  6  Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady. [2.356]
7  Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a? [2.643]

Updated on 2023/08/25