Entry | 1 zavavy |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana na iantsoana ny tovovavy |
Explanations in English |
4 [1.7] you (plur.) used between women |
Explanations in French |
5 [1.8] vous (plur.) se dit entre femmes |
Examples |
6 [2.69] Vakana inona, ry zavavy? 7 [2.895] Tsy afaka hifampitaha aminy ianao zavavy, hoy ny iray tamin' ireo sakalava. |
Root | 8 vavy |
Tables and plates |
9 All the pronouns |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |