Entry | 1 zavozavo |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina [1.1] |
Explanations in French |
8 obscur, trouble, qui n'est pas distinct, qui se dessine vaguement [1.3#870] |
Examples |
9 ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka [2.587] 10 Tsy maintsy hilazana ny havana sy ny namana, satria ireo no toy ny zavozavo sy erika [2.346] |
Anagrams | 11 vazovazo, vozavoza, zavozavo |
Updated on 2022/06/12 |