|
|
|
|

Entry1  zendana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka
Explanations in English  4  [1.7] astonished
Explanations in French  5  [1.8] ébahi; étonné
Examples  6  Ka taitra ny trondro, zendana ny voay. [2.576]
Derivatives 
7  Adjectives :

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21