|
|
|
|

Entry (1/2)1  zerô
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1#1058] Jereo aotra
4  [1.62] tarehimarika ilaza ny isa foana
Explanations in French  5  [1.4.fr#800] zéro
International  6  [3.1] 0
Examples  7  Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857#]
Vocabulary  8  Mathematics: arithmetic
Synonyms  9  aotra
Tables and plates  10  The Numbers
11  Addition
12  Multiplication
Article  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/2)14  zéro    
Part of speech  15  masculine noun
Explanations in Malagasy  16  [1.4] zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy)

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21