Entry | 1 zoina |
Root | 2 zo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 iharan-doza, iharam-pahavoazana, iharampahoriana: Nozoin-doza lava ramatoa io nonahalasa adala azy [1.1] |
Explanations in French |
5 Sur qui tombe un malheur, une affliction: Nozoin' ny loza mafy izy tamin’ izay (Un grand malheur le frappa alors) [1.3] |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word zoina |
Anagrams | 10 ozina, ziona, zoina |
Updated on 2023/01/20 |