Entry | 1 zokinjokiny |
Part of speech | 2 Unspecified |
Examples |
3 Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. [2.472] 4 zokinjokiny ihany indray anefa no fitazana an-Ingahy Ravokatra, amin' izato endriny efa nolazoin' ny taona maro sy ny fihetsiny ntaolontaolo, firesany mametrapetraka singantsingan' ohabolana sy fanoharana. [2.470] 5 Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny; [2.996] |
Updated on 2020/07/31 |