|
|
|
|

Entry1  zompona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis)
Vocabulary  4  Zoology: fishes
Synonyms  5  jompo
Proverbs  6  Proverbs containing the word zompona

Updated on 2024/12/10