Tamin' ny voalohany ny volana (fotoana) dia nantsoina araka ny filaharany, dia "volana voalohany",
"volana faharoa", etc. ; fa ny volana Abiba ihany no voalaza tamin' ny anarany. ...
Ny tsinam-bolana tamin' ny volana Abiba no niamtombohan' ny taona tamin' ny Jiosy,
satria tamin' izay volana no nialany tany Egypta sy nitandremany ny Paska, sady mbola
itandremany ay mandraka ankehitriny. [1.38#1017]
|