|
|
|
|

Entry (1/2)1  adona (dona)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana [1.1]
4  Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  Adona
Part of speech  10  name (biblical)
Vocabulary  11  Holy Scriptures
Explanations in English  12  Addan, Addon [2.996]
Explanations in French  13  Addân, Addôn [2.996]
Examples  14  Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy): [2.996]
Other spellings  15  adana, adana
Biblical quotes  16  Chapters and verses mentioning Adona
Tables and plates  17  Full list
Article  18  Randzavola: Adona ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19  adano, adona, andao, doana

Updated on 2024/09/10