|
|
|
|

Entry1  Afondriambita
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Examples  4  Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Afomarolahy nandositra ny Merina avy tany Ranomainty sy ny Afondriambita avy tany Manombo. [2.508]
5  Nanohitra mafy koa Andriamanafotsiarivo sady nandray sy nandamina ny Afomarolahy voatosika avy tany Vohitsaombe sy ny Afondriambita voatosika avy tany Manombo (1860). [2.508]

Updated on 2020/07/31