|
|
|
|

Entry1  Afrikanina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao: Mizara foko maro be ny Afrikanina
4  Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [1.1]
Explanations in English  5  African, Africans [3.1]
Explanations in French  6  Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
Examples  7  Any amin’ny firenena afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany [4.27]
Vocabulary  8  Geography: countries, people
Other spellings  9  afrikana
Analogs  10  afrika

Anagrams  11  Afrikanina, nikafarany

Updated on 2020/07/31