|
|
|
|

Entry1  Evanjely
Part of speech  2  name (biblical)
Vocabulary  3  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  4  Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany [1.1]
5  Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika [1.1]
Examples  6  Vita ny vakiteny ny evanjely, dia niteny i Mompera! [2.270#]
7  Fa omena azy ny toerana sahaza azy ao amin' ny evanjely, ao amin' ny toerana nametrahan' i Jesoa Kritsy an' i Lazara, ilay vehivavy samaritana ary ny mpiandry ondry tany Bethlehema. [1.369#]
Other spellings  8  evanjily, evanjily
Analogs  9  Filazantsara, Vaovao mahafaly
Biblical quotes  10  Chapters and verses mentioning Evanjely
Tables and plates  11  Full list

Updated on 2023/02/21