|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanambarana (ambara)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy [1.1]
4  Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1]
Explanations in English  5  Revelation, disclosure [1.7]
Explanations in French  6  Révélation, action de manifester [1.8]
Compound words 
Titles 

Entry (2/3)10  fanambarana (tambatra)
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1]

Entry (3/3)13  Fanambaràna
Part of speech  14  name (biblical book)
Vocabulary  15  Holy Scriptures
Explanations in English  16  Revelation: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French  17  Apocalypse: un des livres de la Bible [2.996]
Synonyms  18  apokalypsy, apokalypsy

Updated on 2023/01/20