|
|
|
|

Entry (1/2)1  ira
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1]
4  Landy, voafoly, voatsody [1.13]
Explanations in French  5  écheveau [1.13]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Nouns :

Entry (2/2)10  irà
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  13  Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1]
14  Toerana avo iavian'ny rano [1.13]
Explanations in French  15  Amont [1.13]
Synonyms  16  erà
Compound words 

Anagrams  18  ira, ria

Updated on 2020/07/31