|
|
|
|

Entry (1/3)1  karija
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [1.1]
Analogs  4  Fahetse

Entry (2/3)5  karija
Part of speech  6  noun

Entry (3/3)7  Karija
Part of speech  8  name (anthroponym)
Vocabulary  9  History: individuals
Examples  10  Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia [2.508#]
Tables and plates  11  Full list

Anagrams  12  jarika, karija

Updated on 2022/05/25