|
|
|
|

Entry1  Makoa
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Explanations in Malagasy  4  Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto) [1.1]
Examples  5  Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo makoa [2.606#29]
6  Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, makoa, Arabo, Karana [2.649#1034]
Proverbs  7  Proverbs containing the word Makoa
Tables and plates  8  Dialectal words

Anagrams  9  akoma, amako, amoka, kaomà, koama, Makoa

Updated on 2023/02/21