|
|
|
|

Entry1  Masikoro
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Explanations in Malagasy  4  Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena [1.1]
Explanations in French  5  habitant de l'intérieur. [Tankarana] [1.19]6  nom d'une population du sud-ouest de Madagascar (ville principale: Toliary) [1.5]
Examples  7  Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny masikoro. [2.606#176]
8  Ny masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [2.508#95]
Titles 
Tables and plates  10  Dialectal words

Anagrams  11  kiro-maso, Masikoro, misoroka

Updated on 2020/07/31