|
|
|
|

Entry1  Masombika
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Explanations in Malagasy  4  Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa [1.1]
Examples  5  Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika. [2.649#]
6  Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#]
Zoonyms 
Phytonyms 

Anagrams  9  mambosika, Masombika

Updated on 2023/02/21