|
|
|
|

Entry1  Ratsimiseta Jasmina
Part of speech  2  name (anthroponym)
Vocabulary  3  History: individuals
4  Literature: authors
Explanations in Malagasy  5  Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) (Trézan) [3.1]
6  Mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra [2.313]
Explanations in French  7  Publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique [1.11]
Elementary words  8  Ratsimiseta, Jasmina
Literary works  9  Dobla efatra
10  Izay mananda no resy
11  Nofiko, hono!
12  Ny tsy amoizako azy
Tables and plates  13  Full list

Updated on 2023/11/20