|
|
|
|

Entry1  Ravalison Edmond
Part of speech  2  name (anthroponym)
Vocabulary  3  History: individuals
4  Literature: authors
Examples  5  Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285]
6  Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra [2.313#126]
Elementary words  7  Ravalison, Edmond
Literary works  8  Andriamatoa Ratsilefilaza
9  Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety
Tables and plates  10  Full list

Updated on 2023/11/20