|
|
|
|

Entry (1/2)1  salamo
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  A psalm [1.2#543]
Explanations in French  4  Psaume [1.3#565]
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Titles 

Entry (2/2)8  Salamo
Part of speech  9  name (biblical book)
Vocabulary  10  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  11  Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana". Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ; ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia "fiderana an' Andriamanitra". [1.38#863]
12  Anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly, izay mirakitra tononkira samihafa fiderana an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato [1.1#855]
Explanations in English  13  Psalms: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French  14  Psaumes: un des livres de la Bible [2.996]
Article  15  Randzavola: Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  malaso, salamo, somala

Updated on 2024/03/17