Entry |
Tsimandoa
|
Part of speech | name (ethnonym)
|
Explanations in Malagasy | Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1]
|
Explanations in French | [ tsy mandoa ] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas.
Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [2.415]
|
Examples |
1 | Ary Tsimandoa tononina ankehitriny.
[2.48]
|
2 | Mafy ihany izany fanompoan' ny Tsimandoa izany, hoy izy.
[2.643]
|
3 | Tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny.
[2.117]
|
|
Vocabulary |
Other spellings |
Article |
|