Entry | UNESCO | |
Part of speech | noun (acronym) | |
Explanations in Malagasy | Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289] | |
Vocabulary | Organizations | |
Analogs | Acronyms | |
Updated on 2020/07/31 |