|
|
|
|

Entry (1/3)1  vazimba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fasana efa ela tsy fanta-tompo [Sihanaka] [1.78]

Entry (2/3)4  vazimba
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6  Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
Derivatives 
7  Passive verbs :
Compound words 

Entry (3/3)11  Vazimba
Part of speech  12  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  13  Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
Vocabulary  14  History: clans, tribes
Compound words 
Phytonyms 
Titles  17  Tantaran' ny Vazimba mainty : Ny Mpanjakan'ny Vazimba tao Isoro (Rainianjanoro)
Proverbs  18  Proverbs containing the word Vazimba
Quotes  19  Texts mentioning Vazimba

Anagrams  20  vazimba, Vazimba

Updated on 2020/07/31