|
|
|
|

Entry1  Zafimaharivo
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Examples  4  Ramaharivo na Andriamaharivo, niavian'ny Zafimaharivo, nanjaka tany Isandra. [2.508]
5  Ary na dia isalasalana aza ny anarana tany amboa-lohany dia misy milaza fa taranak'i Ramarohala koa ny andriana nanjaka tany Isandra (ny Zafimaharivo), sy ny tany Manandriana (ny Zanakantara), ny tany Vohibato (Zanakantara), ny tany Lalangina (ny Zafianarana), sy ny tany Tsienimparihy (ny Zafimahafandry), sy ny tany Alananindro (ny Zafindreony) ary ny tany Homatrazo (ny Zafimahatamana) [2.508]

Updated on 2020/07/31