Entry | aingitraingitra (aingitra) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [1.1] | |||
Explanations in English | Capricious desires [1.7] | |||
Explanations in French | Désirs capricieux, caprices [1.8] | |||
Examples | Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany
[2.472] | |||
Vocabulary | Emotions | |||
Derivatives |
| |||
Updated on 2023/01/19 |