|
|
|
|

Entry1  ajoro
Root  2  joro
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao
5  Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1]
6  atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13]
Explanations in French  7  mettre debout; mettre en station [1.13]
Examples  8  Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27#]
Vocabulary  9  Geography: topography
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2023/01/19