Entry | alam-piery | |
Elementary words | ala ; fiery | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1] | |
Vocabulary | Game | |
Synonyms | fanalam-piery ~ fangalampiery | |
Updated on 2023/12/12 |