|
|
|
|

Entry1  alemanina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao
Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina
4  [1.1] German
5  [1.1] allemand, allemande
Examples  6  Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich. [2.356#]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Other spellings  8  alemaina

Anagrams  9  alemanina, anilemana, namelanay, nialemana

Updated on 2022/08/03