|
|
|
|

Entry (1/2)1  aloa
Root  2  loa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
5  Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1]
Explanations in English  6  to be vomited; to be paid [1.7]
Explanations in French  7  qu'on vomit; qu'on paie [1.8]
Examples  8  aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236#antananarivomiantsena]
9  Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Titles  16  Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, fa ny mamy atelina (Rabenandrasana Lalao François)

Entry (2/2)17  aloa
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  moka [Betsileo] [1.78]
Vocabulary  20  Zoology: invertebrates
Synonyms  21  aloe

Anagrams  22  aalo, alao, aloa, aola

Updated on 2023/01/20