Entry | 1 alovo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Trondron-dranomasina tsara nofo matsiro, mahatratra 50 sm ny halavan' ny vatany 4 [1.78] [Betsimisaraka] antitra (hazandrano) |
Explanations in French |
5 [1.19] [Tankarana]
nom d'un poisson, vieille. |
Vocabulary |
6 Zoology: fishes |
Anagrams | 7 alovo, avolo, lovao, voalo, volao, voloa |
Updated on 2020/07/31 |