|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambadika
Part of speech  2  noun or adverb
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny toerana ao ivohon' ny zavatra iray: Miery ao ambadiky ny hazo ao izy [1.1]
Explanations in English  4  the other side 5  on the other side; concealed [1.7]
Explanations in French  6  l'autre côté, le penchant opposé, le côté opposé, l'envers 7  de l'autre côté, sur le penchant opposé, sur le côté opposé, sur le verso, sur l'envers [1.3]8  le verso 9  de l'autre côté, en cachette [1.8]10  verso [1.13]
Examples  11  Be tseroka ny ambadik' ity kapaoty ity (L'envers de ce manteau est très sale) [1.3]
12  Mideza ny ambadik' io tendrombohitra io (L'autre côté de cette montagne est escarpé) [1.3]
13  Lasa any am-badiky ny tendrombohitra ny omby (Les boeufs sont partis de l'autre côté de la montagne) [1.3]
14  Misy tanimanga vaky ao am-badiky ny tafon-trano (Il y a des tuiles cassées de l'autre côté du toit) [1.3]
15  Zahao ao am-badiky ny takela-taratasy fahafolo (Voyez le verso de la dixième page) [1.3]
Morphology 
16  Simple :
17  Past :
Compound words 

Entry (2/2)19  ambadika
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Sports
Explanations in Malagasy  22  Karazana diamanga na daka, mitovitovy amin' ny kapatokana (jar.): mihodina tampoka ilay namely, amin' ilay tsy ampoizin' ilay mikatroka aminy iny, dia alefany any andamosina ny tongony -- indraindray ny felatanany amin' izay mitehina amin' ny tany -- ka mafy fiantefa izaitsizy izany, manoatra noho ny tsipaka anoloana na ny kopala. [1.1]
Explanations in French  23  nom d'une manière de lancer le coup au jeu de savate [1.3]
Compound words 

Anagrams  25  ambadika, midabaka

Updated on 2023/10/15