|
|
|
|

Entry1  ambontso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Trondron-dranomasina misy vombony telo eo an-tampon-damosiny ary roa amin' ny fanambaniny; tsara nofo fa sady matsiro no malemy mora levonina (20-40 sm) [1.1]
Vocabulary  4  Zoology: fishes

Updated on 2020/07/31