|
|
|
|

Entry1  ampongatany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao koa hoe Amponga fandrotrarana: fandrotrarana mihenjana amin' ny tsatoka kely anankiroa no aingain' ny tapa-kazo kely eo ambonin' ny lavaka voarakotra tain' omby maina ary dia velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa. (Kilalaon' ny ankizy)
Vocabulary  4  Game

Updated on 2024/12/07