|
|
|
|

Entry1  ampongatapaka
Elementary words  2  amponga, tapaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina
Examples  5  Midobodoboka toy ny amponga tapaka ny foko e! [2.528]
Vocabulary  6  Music: instruments

Updated on 2023/07/26