|
|
|
|

Entry1  anamafaitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [1.1]
Explanations in English  5  An esculent herb. Solanum nigram, L. [1.2]
Examples  6  Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Elementary words  7  anana, mafaitra

Updated on 2024/08/13