|
|
|
|

Entry1  anamalaho
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo [1.1]
5  Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) [1.1]
6  Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1]
Explanations in English  7  Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [1.2]
8  A strong aromatic leafy vegetable [1.7]
Explanations in French  9  Herbe potagère au goût aromatique amer [1.8]
Examples  10  Ary ny anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357#]
11  Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245#]
Elementary words  12  anana, malaho
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word anamalaho

Anagrams  16  amolahana, anamalaho, hamaolana, mahaolana

Updated on 2024/08/13