Entry |
angoaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Jorery; mavo tanora izay nefa poa-katy ny vodiny be feo kokoa nohon'ny jorery tsotra: Ratsy feo koa feon'angoaka [1.78]
|
Explanations in English | An insect [1.2]
|
Explanations in French | [Tanala]
Genre de cigale [1.6]
|
Vocabulary |
Analogs |
jorery |
|
Entry |
angoaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-tsahona madinika manana feo somary mafy manokana izay [1.1]
|
Explanations in English | A large tree-frog [1.2]
|
Explanations in French | (vieux) espèce de grenouille [1.3]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
angoaka
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in French | [Tankarana]
Avec colère. [1.19]
|
|