Entry | angole | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa [1.1] | |
Vocabulary | Game | |
Updated on 2020/07/31 |