Entry | 1 ankasa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka 4 [1.13] isa azo zaraina roa marina tsara |
Explanations in English |
5 [1.2][ankatsa] a pair. See lomisy 6 [1.7] even (of numbers) |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13] pair (nombre) |
Vocabulary |
8 Mathematics: arithmetic |
Antonyms | 9 tsiankasa, tsyankasa |
Compound words |
|
Anagrams | 14 akasan, ankasa, asakan, asanak, nakasa, nasaka, sakana, sanàka |
Updated on 2023/04/23 |