Entry (1/4) | 1 ankoala |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] helodrano lehibe sady lalina |
Vocabulary |
4 Geography: (in general) |
Entry (2/4) | 5 ankoala |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.10] omby vaventy nefa mahia. 8 [1.1] Lehibe ary mahia: Omby ankoala |
Explanations in English |
9 [1.2] lean oxen that have been brought up from the town called Ankoala. |
Explanations in French |
10 [2.415] Boeuf grand et maigre |
Vocabulary |
11 Economy: breeding, farming |
Entry (3/4) | 12 ankoala |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.10] zatovolahy na zatovovavy lava, nefa mahia sady ratsy bika |
Explanations in French |
15 [2.415] Se disait des jeunes gens grands et mal conformés |
Entry (4/4) | 16 Ankoala |
Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.10] faritany ao akaikin' i Maevatanana, avaratra atsinanany, nisy tobim-bolamena' i M. Suberbie tamin' ny tany Malagasy |
Anagrams | 19 akalano, alonaka, analako, ankoala, Ankoala, naaloka, nalakao, nalaoka, naloaka, naolaka |
Updated on 2020/07/31 |