Entry | arahaba nieran' ny loza amin' antambo | |
Elementary words | arahaba ; miera ; loza amin' antambo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1] | |
Vocabulary | Forms of Address | |
Synonyms | arahaba tsy maty fo aman' aina | |
Updated on 2023/11/20 |